Black Candy, MIOVA MBA HANOVA

Black Candy, MIOVA MBA HANOVA

by Angelo Raza
Black Candy, MIOVA MBA HANOVA

Black Candy, MIOVA MBA HANOVA

by Angelo Raza

Paperback

$20.00 
  • SHIP THIS ITEM
    Qualifies for Free Shipping
  • PICK UP IN STORE
    Check Availability at Nearby Stores

Related collections and offers


Overview

Dikanteny malalaka avy amin'ny teny Anglisy ny boky "Black Candy- Reinvent Yourself ', maneho ny andram-pifindra-monina niainan'ny fianakaviana Malagasy iray izay nandao an'i Madagasikara ho any Aostralia ny taona 2015. Black Candy dia mitantara ireo dingana arahin'ireo izay tapa-kevitra ny hiova sy hanova ny lalampiainany. Ato koa no anadramanao izany fiainana Aostraliana izany raha toa mikasa ny hifindra monina ianao.

Tranduction integrale en langue Malagasy de l'ouvrage 'Black Candy, Waking the Australian Dream'. Un recit de l'histoire de migration d'une famille Malagasy en Australie en 2015. C'est aussi un guide pour le developpement personnel des migrants

Malagasy translation of 'Black Candy, Reinvent Yourself' by Walking the Australian Dream. This is dedicated to the Madagascar diaspora in France, Canada, UK, US, Asia and Africa.

All he wanted was a chance at a better life. What he found was a journey filled with adventure, danger, and uncertainty. Would he make it? Would Australia embrace him? Or would the color of his skin once again define him?

Sick of being treated like a foreigner in his home country of Madagascar, Fanoo decides to emigrate to Australia with his family in the quest for freedom and a chance to pursue his dreams. It was an adventure far beyond anything he could have imagined. A thrilling journey full of perilous situations that combine uncertainty and despair with hope and miracles.

Arriving in Australia, things did not seem promising and Fanoo regrets his move. Job interviews go wrong in the most bizarre way, and he has to endure bullying at the car-wash where he's working to make ends meet. Then, when things seem like they can't get any worse, he suffers a work related accident that lands him in the hospital, rendering him unfit for physical work.

Through it all, however, Fanoo powers through with unwavering faith and support from his family and true friends, and life finally opens the door to his dreams.

Black Candy is the sincere and touching memoir of a man who wanted more from life than what society had in store for him and his family. It is a celebration of faith and friendship, a guide to reinventing yourself through change, and an experience of the unique and vibrant lifestyle of Northern Australia.

Order your copy now and open your eyes to the unity of humanity.


Product Details

ISBN-13: 9780648663621
Publisher: Black Candy
Publication date: 09/01/2021
Pages: 232
Product dimensions: 5.00(w) x 8.00(h) x 0.53(d)
Language: Malagasy

About the Author

Angelo Razafimamonjy, raim-pianakaviana, teratany Malagasy, mpifindra monina any Aostralia, ary "mpampiofana ireo maniry hanatanteraka ny nofinofiny", dia olona mafana fo amin'ny fanohanana ny hafa ho tafita amin'ny fiainana. Amin'ny maha mpanoratra, mpandaha-teny, ary mpampiofana azy dia nanampy olona maro izy hisedra ny tsy rariny amin'ny fiainana, hitondra fiovana sy hanefy ny tenan'izy ireo, ka nanampy azy ireo hanatanteraka ny nofiny.
Niasa tao amina tanana kely fitrandrahana harena an-kibontany i Angelo, tany an-tanindrazany, Madagasikara. Nahatsiaro ho vahiny-tompontany mandrakariva anefa izy tao anatin'izany. Ny talentany, ny fanampian'ny mpiray tanindrazana aminy, ary ny finoany no nanampy azy hamadika ny fahasosorany ho hery hananavao azy.
Tia mizara ny hafaliany tamin'ireo namany i Angelo sy ny ankohonany, miaraka amin'ny gitara sy ny tonotono.
Manasa anao izy anio hanefy ny fiainanao mba ho olombaovao vonona hanatanterahana ny nofinao ianao.

Mifandraisa aminy amin'ny :
www.blackcandyoz.com

Table of Contents

TOKO 1. HOENTIKO ANY IANAO

23

TOKO 2. NY FIANDOHAN'NY TANTARA ...............

28

TOKO 3. MAHERY NY NOFY .....................................

38

TOKO 4. SAROTRA NY MANAO VELOMA

51

TOKO 5. MANDEHA TSY ANKIVERINA...................

64

TOKO 6. TONGASOA ATY AOSTRALIA ...............

77

TOKO 7. TANY EFITRA NO MANDIMBY NY RANOMASINA................................................................

85

TOKO 8. MISY NAMANA HATRANY HATRANY......................

96

TOKO 9. MITOLONA MBA HO VELONA ...............

102

TOKO 10. ILAY MPANDRESY AO ANATINAO AO

107

TOKO 11. MIZOTRA MANKANY AMIN'NY FIAINANA MENDRIKA

113

TOKO 12. ORAM-BARATRA SY MASOANDRO MIBALIAKA

119

TOKO 13. DINGANA LEHIBE......................................

126

TOKO 14. HAZAKAZAKA TAO CHANGI................

145

TOKO 15. TONGASOA ATY SINGAPOUR ..............

178

TOKO 16. MIVERINA MANOMBOKA TANTARA VAOVAO.....

200

From the B&N Reads Blog

Customer Reviews